Andininy faha-31, Fifanarahana Iraisam-pirenena momba ny Zon'ny ankizy. Article 31, convention internationale relative au droits de l'enfant --- Explication : Les Etats parties reconnaissent à l'enfant le droit au repos et aux loisirs, de se livrer au jeu et à des activités récréatives propres à son âge et de participer librement à la vie culturelle et artistique. Les Etats parties respectent et favorisent le droit de l'enfant de participer pleinement à la vie culturelle et artistique et encouragent l'organisation à son intention de moyens appropriés de loisirs et d'activités récréatives, artistiques et culturelles, dans des conditions d'égalité. Ny firenena rehetra izay nanao sonia dia miaiky fa ny ankizy dia manana zo hiala sasatra, hilalao ary hanana fotoana fialam-boly. Izy ireo dia tokony hahazo tombony amin'ny lalao sy fialamboly izay mifandrify amin'ny taonany. Ary koa, ny ankizy dia tokony ho afaka mandray anjara amin'ny fomba malalaka amin'ny hetsika sy fiainana ara-kolontsaina sy ara-javakanto. Ny firenena rehetra nanao sonia dia manaja sy manampy ny ankizy hahazo ny zony handray anjara tanteraka amin'ny fiainana ara-kolontsaina sy ara-javakanto. Izy ireo dia mamporisika sy manamora ny fanaovana fandaharan'asa mifandraika amin'izany, izay ahitana fialam-boly, zavakanto sy kolontsaina, ary manome antoka fa mahazo tombony mitovy, tsy an-kanavaka, ny ankizy. Photographie des habitants-photographes du quartier d'Antohomadininka à Tana, produits lors des ateliers co-animé par Alfred et Bastien, de janvier à avril 2025.
Bastien Defives  /  Antohomadinika - Une vision du quartier  /  9 de 20       Afficher la légendeMasquer la légende